29 Mars 1947: faha-70 taonan’ny Tolom-panafahana
Ireo zava-dehibe tsara fantarina sy tsiahivina, arahina resadresaka sy fifanakalozan-kevitra mety hahaliana ny olom-pirenena rehetra. Ary satria efa misokatra malalaka koa ny « archives » miafina tany France, dia tokony hohatevenina amin’izay ny « Tantara ofisialy malagasy » sy ny fomba fampianarana azy any an-tsekoly. Nisy fihaonam-pikarohana ara-tsiantifika iraisam-pirenena nandalinana ny tena zava-niseho marina tamin’ny 29 Marsa 1947 teny … Lire la suite de 29 Mars 1947: faha-70 taonan’ny Tolom-panafahana
Copiez-collez cette URL dans votre site WordPress pour l’inclure
Copiez-collez ce code sur votre site pour l’y intégrer