Vovonana MA.MA.FI

Ny MA.MA.FI dia Fikambanana antsoina hoe: « Malagasy Mampiray ny Firenena » Nitondra voka-tsoa sy dingana ho amin’ny tanjona kinendrin’ny MA.MA.FI ny vovonana natao teny Ambohimanga ny volana septambra lasa teo (2017). Isan’ny zava-dehibe ny fanamoràna ny fampivondronana ireo ray aman-dreny ara-drazana rehefa misy fifampidinihana amin’ny fanatsarana ny hasim-piandrianana. Noraisina ohatra tamin’izany ny olana ankehitrio izay hifamorian’izy … Lire la suite Vovonana MA.MA.FI