Antananarivo: fananan-tany sy tany tan-dalàna

Publié le Mis à jour le

Ady hevitra mafonja sady mahaliana tao amin’ny fahitalavitra malaza eto amin’ny firenena, ary mikasika loha hevitra saro-pady ho an’ny Malagasy hatramin’ny tany faha-mpanjka. nandalo tamin’ny fanjanahan-tany ka hatramin’ny fiverenan’ny Fahaleovan-tena.

Laisser un commentaire