Joyeux anniversaire Nory!

Miarahaba anao tratry ny tsingerin-taona nahaterahana sady nahatafiditra tongotra iray ao ambadiky ny enina. Dia mirary fety sambatra ary ho tratry ny taona maro mitsingeringerina indray!!
Pour les non-connaisseurs, Nory est une ancienne gloire du Basket national malagasy, avec ses soeurs Jeanne et Lalao de l’Union Amicale et Sportive des Cheminots (UASC), puis de l’ASAM (Association Sportive Air Madagascar). Raha tianao ho fantatarina misimisy kokoa: iza moa i Eléonore Ralaivao?