ORTANA: Fampianarana sy Fizahan-tany

Publié le Mis à jour le

Misy tetik’asa (« Classes – Patrimoines ») iarahan’ny Ministeran’ny Fampianarana tarihan’i Paul Rabary sy ny Ofisim-paritry ny Fizahan-tany Analamanga tarihan’i Harimisa Razafinavalona ho an’ireo mpianatra eny amin’ny Lycée: tanjona amin’ity 30.000 isa.

Laisser un commentaire