Teraka indray ny HFI (Hetsika Fanorenana Ifotony an’i Madagasikara) tsy mankatoa ny Praiministra Ntsay Christian

Publié le Mis à jour le

Vondron’Antoko politika 111 nivory teny amin’ny CCI-Ivato tamin’ny Fihaonana an-tampony nokarakarain’ny CFM (Conseil du Fampihavanana Malagasy) no nanao sonia ny fehin-kevitra ka nanambara fa:« Tsy ekena ny vahaolana tandrametaka sy ny fanosehana amin’ny fifidianana ankamehana fa manozongozona ny Fiandrianana sy ny Firaisam-pirenena! »

Laisser un commentaire