Fankalazana tsotsotra ny « Taom-baovao malagasy »
25 Martsa 2020: na dia eo aza ny fahasarotana samihafa noho ny valan’aretina « Coronavirus » na Covid19 eto amin’ny Firenena dia tsy naveloan’ireo mpandala ny fomban-drazana malagasy handalo fotsiny ny fankalazana ny « Taom-baovao malagasy » izay tiana hampiseho indray ny « hanitra nentin-drazana ».