Faha-50 Taona ny Tarika Mahaleo: nosalorana Grand-Croix de 2ème Classe de l’Ordre national
Miala saona ny tarika manomboka izao hoy i Bekoto: nosantarina tetsy amin’ny fitokanana ny « Trano Sary » etsy Ambohidahy ny Taon-danonana hankalazana izany faha-50 taonan’ny tarika izany.