Takin’ny toetr’andro ny « fanarenana ifotony an’i Madagasikara » hoy ny FIAM

Publié le Mis à jour le

Ministre des Relations avec les Institutions de la Transition de Madagascar teo aloha, ary mpikambana tao amin’ny Raiamandreny Mijoro ny Profesora Manantsoa Victor mamintina ny dingana nataon’ny fikambanana « Fanarenana Ifotony An’i Madagasikara » – FIAM. Mitaky ny hanaovana « maika » fikaonan-doham-pirenena mialoha ny Fifidianana amin’ny taona ho avy 2023.

Laisser un commentaire