Nitsangana ny Vovonana « C’ LERA », nanao Fanambarana
« Vonona ny higadra indray aho » hoy Atoa Voninahitsy Jean Eugène « raha izay no takian’ny fanavotam-pirenena ».. Sokajin’olom-panjakana maro sy Antoko politika ary olom-pirenena tsotra no mitambatra anatin’nyVovonana « C’ LERA’. nanho hevitra teny amin’ny Espace Mahatehotia.