Magistrat – Député Keron Idealson: « tsy misy antony tsy ahafahan’ny HCC manao « révision » ny didy fanapahany teo aloha mikasika ny Filohan’ny Sénat Herimanana Razafimahefa’

Publié le Mis à jour le

« Afaka miverina soamantsara mandray ny andraikitra voasoritry ny Lalàm-panorenana ny Filoha Herimanana Razafimahefa ». Tsy misy resaka pôlitika ny trangan-javatra « vaovao » tahaka izao, ary fantatry ny mpahay Lalàna rehetra izany, hoy ihany Atoa  Keron Idealson.

Laisser un commentaire