Andry Raoibelina: « tsy manaiky ny fomba sy ny daty nanemoran’ny HCC ny fifidianana » ny Antoko ARB
Samy hafa ny tsy faneken’ny Filoha teo aloha Andry Rajoelina [« tsy tokony hahemotra »] sy i Andry Raobelina ARB [« tsy anjaran’ny HCC ny mamoaka ny daty fa an’ny Governementa »] an’io daty faha-16 Novambra 2023 io.