ARFM – Rakotondrasoa Noël: nosamborin’ny Zandary, dia navoaka – Foana ny « Fomba » saika natao teo Mahamasina
Hahemotra hoy izy ny « fanadiovana ny Firenena ara-pomba » nokasain’ny Raiamandreny ara-dRazana sy Foko malagasy (ARFM) hotanterahana ny Sabotsy faha-24 Febroary teo Mahamasina, ary nialany tsiny tamin’ireo rehetra nantsoina.