arbitres Mondial Qatar 2022
Foot – Mondial 2022 ao Qatar: Hisy vehivavy telo hitsara ireo lalao
Voatendry anisan’ireo mpitsara ny lalao Mondial 2022 izay hatao any Qatar ny vehivavy telo avy amin’ny firenena Japoney (Yoshimi Yamashita), Rwandaise (Salima Mukansanga), ary Frantsay (Stéphanie Flappart). Tsara marihina fa ho mpitsara afovoany izy ireo (arbitre central).