Jeannot Ralaivao

Fodiamandrin’i Jeannot Ralaivao

Publié le Mis à jour le

Mpilalao tranainy tao amin’ny AST (Amitiés sportives de Tananarive) taranja Basket-Ball i Jeannot Ralaivao (tsindrio raha te hahafantatra ny mombamomba azy), sady Mpanazatra matihanina malaza ny taranja Tennis tao Antsirabe, Vakinankaratra, nitarika ny mpandray anjara tamin’ny fiadiana ny Tompon-daka nasionaly.

Ny Fianakaviana dia hivory ao Ankadivato Lot II-L 110 E  , akaikin’ny Fiangonana Batista (Lalana misy ny Cabinet Ramaholimihaso), ny Asabotsy 17 Febroary 2018 manomboka amin’ny 2 Ora tolakandro.