kandidà Tabera Randriamanantsoa
Ny kandidà ho Filoha n°3: Tabera Randriamanantsoa – Parti Kintana
Administrateur civil, Minisitra teo aloha: hiady ho an’ny Malagasy tsy ho tsindrian’ny Vazaha, indrindra ny FMI sy ny BM ary ireo Vondrom-paritra mitsabaka.