Maître Willy Razafindratovo

Fandaharana « Confessions »: Maître Willy Razafindratovo

Publié le Mis à jour le

Fampahafantarana ny iray amin’ireo akanga sisa nanamboarana tamin’ny Raharaha 13 Mey 1972 izay nampirodana ny fitondran’ny Filoha Philibert Tsiranana sy ny Repoblika voalohany.

Me Willy Razafindratovo mitantara ny lalam-piainany sy ny sedra maro efa nodiaviny tao amin’ny asany sy ny fiaraha-monina ary ny sehatra pôlitika.