Mamy Rasoamasomanana
Entretien avec Mamy Andriamasomanana, Président de Apo-geniies
Le contexte délétère de Madagascar méritait une explication et des éclaircissements sur la solution proposée par le GENIIES qui est d’ériger un gouvernement d’entente nationale intermédiaire pour les institutions et les élections stables , sincères et sécurisées à Madagascar.
Entretien avec le président de l’Apogeniies, l’Alliance de Préfiguration d’Organisation du GENIIES. Mamy Andriamasomanana
Efa tena mamaivay ny toe-draharaha ao an-tanindrazana. Samy miaro ny rambony tsy ho tapaka ka adino hatramin’ny tombontsoa ambonin’ny firenena sy ny vahoaka. Manolotra vaha-olana matotra sy mahomby sady mahafeno ny fepetra takian’ny mpamatsy vola ny GENIIES dia ny hijoroan’ny Endrim-panjakana manelanelana asondrotry ny Hinam-pirenena mialo.
Manazava antsika ary ny filohan’ny Apogeniies Mamy Andriamasomanana.