Michel Ralibera
Didier Ratsiraka: Aza maika ny hanao fifidianana fa mamarina an-kady!
« Aleo misoroka toy izay mitsabo ! Tsisy masiaka tahaka ny sakay, fa rahefa teny ierana telina ihany ». Fandaharana manokana nanasana an’Atoa Didier Ratsiraka, notarihan’i Michel Ralibera (Radio Antsiva) sy Abraham Razafy (TvPlus) ny Alarobia faha-5 Septambra 2018.