pavillon
Noraisin’ny Ben’ny Tanàna Harilala Ramanantsoa ireo Mpivarotra manohitra ny famindran-toerana azy ao Analakely
« Mahatsiaro natao tohatra fiakarana izahay. Miendrika fampiadiana ny samy mpivarotra ny fepetra noraisina », hoy izy ireo. « Omena iray volana tsy mandoa haba ireo mpivarotra », hoy ny Ben’ny Tanàna.