Philippe Rabuteau
Raharaha Romy Voos Andrianarisoa: niaiky ny heloka teo amin’ny Fitsarana azy tany Londres i Philippe Rabuteau ‘associé »-any
Philippe Rabuteau no anaran’ilay teratany frantsay voatazona ho « complice » amin’ity raharaha kolikoly avo lenta mikasika ny harena ankibon’ny tany sy ny orinasa anglo-saxon Gemfields ity.