SIM Tiana Rasamimanana
Andron’ny Indostria: « mila tan-tsoroka mahery avy amin’ny Fanjakana mba tsy ho potika » hoy ireo Filohan’ny SIM sy ny GEM
Araka ny voalazan’Atoa isany Tiana Rasamimanana (SIM) sy Thierry Rajaona (GEM) dia maika ny hilana fanampin’ny fampitaovana ireo indostria eto amintsika mandrapahatanteraka ireo tetikasa goavana (Sahofika, Volobe sns…) izay tombanana mbola ho any amin’ny taona 2029 any…