vaksiny coronavirus
Coronavirus: Madagasikara sy ny vaksiny
Adihevitra sy fanazavana tsara arahana
Mpisehatra:
- Dr Manitra Rakotoarivony: Talen’ny fampiroboroboana ny Fahasalamana (Ministera)
- Tintin Ravonison: mpanaraka pôlitika.
- Orlando: olon-tsotra, marefo ara-pahasalamana
- Fetra Ralambozafimbololona Razafitsimialona, solombavambahoaka (TIM)
Mpanentana: Abraham Razafy sy Sybella Randriamazava