Tata Ambroise, José Andrianoelison, Harotsilavo Rakotoson
Fandaharana manokana: HVM, kihon-dàlan’ny ho avy.
Famakafakàna politika tao amin’ny fahitalavitra niarahana tamin’Andriamatoa isany Tata Ambroise (Vice-Président Antoko HVM teo aloha), José Andrianoelison (Ministre de l’Agriculture et de Réforme Agraire teo aloha), ary Harotsilavo Rakotoson (Secrétaire Général du Ministère de la Justice teo aloha).