Forum: Fifidianana sy Filaminana (tantara)
Forum de discussions – Fifanakalozan-kevitra
Tantara am-peo mikendry ny Fihavanam-pirenena sy firaisan-kina aelin’ny Radio miisa 52 manerana ny Nosy… Ho fiomanana amin’ny « Fifidianana 2018 ».
Tsindrio ny tsipika telo misy « flèche » etsy ambony amin’ny ankavanana hisafidianana ny « Search dor Common Ground Vohidrazana 001 », sy ny nomerao tohiny tianao henoina.