Taom-baovao malagasy iraisana: mby aiza, ka ho aiza?
Adihevitra sy Fanazavana. Namaly ny fanasan’ny Fandaharana ny Solontenan’ireo mpamolavola ny fampiraisana azy eto amin’ny Firenena.
Vahiny eto: ny Jeneraly Ramakavelo Désiré (mpanabe) sy mpandalina Tantara, Rabedaoro Eris (mpanoratra sy mpanandro), Zakariasy Patrick (Tangalamena, « gardien des valeurs traditionnelles »), Ratsimizivason Jacques (teolojiana).