Gasy fomba: Fampirafesana

Publié le Mis à jour le

Fomban-tany nentim-paharazana io. Efa tamin’ny andron’i Radama II sy Rasoherina, sy ny Mpanjakavavy Ranavalona II (1868 – 1883), izay niditra ho kristianina, vao nanao lalàna ny Fanjakana handraràna ny fampirafesana manerana ny Nosy. Kanefa toa tsy ampiharina tanteraka izany mandrak’androany.

Laisser un commentaire