Ambohiniazy, Itasy: Taom-baovao malagasy 2018

Publié le Mis à jour le

Nankalazain’ny mpandala ny nentin-drazana tao amin’ny Ivon’i Madagasikara, antsoina hoe Ambohiniazy, izay toerana nanjakan’Andriambahoakafovoanitany ny faha-17 sy 18 Mars 2018 ny Taom-vaovao malagasy 2018.

Laisser un commentaire