Fifidianana Filoham-pirenena: fanambarana ofisialy nataon’i Jean Omer Beriziky
Teny amin’ny Villa « La Franchise » fonenan’ny Filoha teo aloha Zafy Albert no nanaovan’ny Praministra teo aloha Jean Omer Beriziky ny fanambaràna ofisialy momba ny filatsahany ho fidiana ho Filoham-pirenena amin’ny 7 Novambra 2018.