Antsakabary, vono polisy sy doro tanàna: Tatitry ny CNIDH
Andro vitsy taorian’ny fanadihadiana nataon’ny Komitim-pirenena mahaleotena mikasika ny Zonolombelona, dia nanao tatitra ofisialy teo anatrehan’ny mpiandraikitra haino aman-jery ny CNIDH.
Cette entrée a été publiée dans Malagasy, Société et taguée Antsakabary, CNIDH.