Rotsak’orana sy Tany mihotsaka: maro no maty teo Tsimialonjafy sy Ampamarinana ary Ambohipotsy
Mateti-pitranga rehefa fahavaratra tahaka izao ny vato be mianjera sy trano mirodana ary tany mihotsaka, ka tokony samy ho mailo.