Ny Hasina Andriamanjato taorian’ny Fianianan’ny Filoha vaovao
Rehefa tsy naneho hevitra tao anatin’ny fotoana maharitra ity minisitra nandritra ny taona maro teo amin’ny repoblika nifandimby ity, dia nanao seho voalohany taorian’ny Fianianan’ny Filoha vaovao Andry Nirina Rajoelina.