Nodimandry tany Paris Rtoa Ruffine Tsiranana

Publié le

Nalaza teo amin’ny sehatra politika, sady vehivavy voalohany nilatsaka ho Filoham-pirenena izy ny taona 1992, ary feno 80 taona izao nindaosin’ny fahafatesana izao. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany sy ny antoko notarihany.

Laisser un commentaire