Football: fifidianana FMF, CAN-2019, CAF sy ny « Comité de Normalisation »

Publié le Mis à jour le

Tapitra ny faha-12 Mey ny « mandat » ny Comité de  Normalisation. Ny Fifidianana mpikambana amin’ny FMF (Fédération Malgache de Football) anefa nahemotra amin’ny volana Septambra 2019 indray. Ahoana ny ho avin’ny Barea amin’ny CAN?

 

Vahiny dimin’ny Fandaharana Don-dresaka: Hery Rasoamaromaka (kandidà FMF), Rakotoarimanana Henintsoa na Tôta (Prezidan’ny Ligin’Analamanga), Mirado Rakotoharimalala (Chroniqueur), Rosa Rakotozafy (DG Ministeran’ny Sports), Odon Marius Andrianiaina (Mpankafy Baolina Kitra)

Mpanentana: Abraham Razafy sy Sybella Randriamazava.

Laisser un commentaire