Distrika Tana II: kandidà solombavambahoaka i Serge Zafimahova
Fandaharana manokana nanasana ny Filohan’ny « Plateforme » politika DINIKE (Dina Iombonan-kevitra), Serge Zafimahova, nanohana ny Filoha Marc Ravalomanana tamin’ny fifidianana filoham-pirenena.