Fanokafana ny « Jeux des Iles » (10ème Edition) any Nosy Maorisy

Publié le Mis à jour le

Nanotrona ireo Mpilalao malagasy miisa 347 tao amin’ny Anjalay Stadium (tanànan’i Belle-Vue, Nosy Maorisy) ny Filoha Andry Rajoelina mivady, no sady hanohana sy hiady ny handraisan »i Madagasikara ny andiany faha-11 an’io Lalaon’ny Nosy io amin’ny taona 2023.

Laisser un commentaire