« Vatomasina » nizara roa tao Toamasina
Trangan-javatra tamin’ny lanonana lehibe ho firaisankinam-pirenena tao Toamasina, ka nahabe resaka ny mponina satria samy nandika izay hitiavany azy araky ny finoany avy.