Nahavita ny Kongresy Nasionaly ny Antoko HVM
Tontosa ny 9 Novambra 2019 teto Antananarivo ny Kongresy Nasionalin’ny Antoko HVM, ary nofidina sy natolotra tamin’izany ireo mpikambana vaovao mandrafitra ny Birao Nasionaly hanomana hiazakazaka sahady amin’ny Fifidianana 2023.