Ny Filohan’ny Sénat Rivo Rakotovao manazava ny fitoriana napetrany tao amin’ny HCC
Misy ny feo miely fa mitady hanakorontana Firenena sy te hiaro ny Andrim-panjakana misy azy Atoa Rivo Rakotovao. « Ny fanajana ny Firenena tan-dalàna ihany no tena harovanay hoy izy, indrindra eo amin’ny fomba fitantanan’ny Fahefana mpanatanteraka, manoloana ireo Didy teo aloha efa navoakan’ny HCC izay fantatra fa tokony ho tsy azo hivalozana. »