CENI: Benaivo Andrianaly Narcisse voafidy hisolo an’i Thierry Rakotonarivo
Mandray ny toeran’ny Filoha Lefitrin’ny Vaomiera Mahaleotena misahana ny Fifidianana Atoa Benaivo Andrianaly Narcisse taorian’ny latsabato nataon’ireo Solombavambahoaka, hisolo an’Atoa Thierry Rakotonarivo izay nametra-pialana.