Mangataka ny hanafoanana ny Fifidianana Loholoha amin’ny 11 Desambra’20 ny loholona sasany

Publié le Mis à jour le

Nisy solontenan’ireo loholona tonga nanatitra taratasy teny amin’ny HCC Ambohidahy, fangatahana ny fanafoanana an’io fifidianana io, izay ambarany fa tsy ara-dalàna.

Laisser un commentaire