Ala saona: Bekoto sy Mahaleo tao Antsahamanitra
Tao Antsahamanitra i Bekoto sy Dama ny Alahady 7 Novambre 2021 nanome fahafahampo ireo Mpankafy ny Tarika Mahaleo, sady manomana ny fankalazana ny faha-50 Taonan’ny tarika amin’ny 2022.