Nodimandry Rakotoseheno Joseph Martin (Bôta)

Publié le Mis à jour le

Mpitantana hotely anisan’ny tranainy teto Antananarivo Itompokolahy Rakotoseheno Martin izay fantatry ny maro tamin’ny anaram-bositra hoe « Bôta »: tsy iza izany fa ny Analamanga Hotel eo Tanjombato.

Mirary fiononana feno ho an’ireo vady aman-janany sy ny fianakaviana manontolo.

Laisser un commentaire