Ny Fiandohan’ny Malagasy: hampirantiana mandritra ny iray volana

Publié le Mis à jour le

Etsy amin’ny Trano Sary Ambohidahy ny fampirantiana ao anatin’ny Fankalazana ny faha-62 taonan’ny Fetim-pirenena malagasy.

Tanjona: « ny hanovana ny fomba fijerin’ny tsirairay, mba tsy hifantoka amin’ny fijery tokana. »

Laisser un commentaire