Lapam-panjakana Ambohitsirohitra: nosokafana hifalian’ny Vahoaka
Ao anatin’ny fankalazana ny Krisimasy sy ny Faran’ny Taona, dia noravahana manokana ny Lapam-panjakana sy ny manodidina mba ahazoan’ny besinimaro maka sary sy mizara hafaliana hatramin’ny faha-02 Janoary 2023