Fomba: « Hasim-pihavanana » hatao eny Anosimasina, Itaosy

Publié le Mis à jour le

Maître Hery sy ireo namany mpandala ny fomba nentin-drazana no mikarakara ny hetsika « Hasim-pihavanana malagasy » (tsy misy vidim-pidirana) eo Anosimasina Itaosy ny 25 Martsa manomboka amin’ny 7 ora sy 7 minitra maraina..

Laisser un commentaire