Avis de décès: Joëlle Ravelomanantsoa, née Razaiarivao Zoelisoa

Publié le Mis à jour le

Nodimandry Rtoa Joelle Ravelomanantsoa, teraka RAZAIARIVAO Zoelisoa

Anisan’ireo mpamaky lay tamin’ny Fizahantany teto amin’ny Nosy, ary vehivavy voalohany nitana andraikitra ambony satria Tale tao amin’ny Hotely iraisam-pirenena Madagascar Hilton, teo Anosy tamin’ny Repoblika voalohany Ramatoa Joelle Ravelomanantsoa.

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Maneho fiaraha-miory sy mirary fiononana feno ho an’ny Fianakaviana.

Laisser un commentaire