Fiarovana ny Laharana n°1-ny kalitaon’ny « Cacao fin » maneran-tany
Atrik’asa iraisam-pirenena natao teto Madagasikara ho fiarovan’ny Filan-kevitra nasionalin’ny Cacao ny tombon-tsoam-pirenena. Manazava ny Minisitra Edgard Razafindravahy.