Ouverture officielle de la 2ème session ordinaire des deux Chambres du Parlement à Tsimbazaza et Anosikely

Publié le Mis à jour le


Niavaka ny lahatenin’ny Ramatoa Christine Razanamahasoa Filohan’ny Antenmieram-pirenena izay natrehan’ireo Masoivoho iraisam-pirenena, izay tsy tonga nanome voninahitra tao amin’ny Sénat kosa.

Mandalo krizy lalina ny Firenena.

« Aza ampiadiana ny olona hoy i Rossy fa tsy baomanga ireo manakorontana ireo!

Miseho lany ato amin’ny tatitra ny sotasota sy fanimbana ary fihantsiana avy amin’ny mpanara-dian’ny kandidà volomboasary. Nametraka fitarainana ireo simba fananana sy naratra.

 

Laisser un commentaire