« Misy mitady hifofo ny ain’ireo kandidà ho Filoham-pirenena », hoy ny Emmo-Nat
Handray fepetra hiaro ny tsirairay amin’izy ireo sy ny fianakaviany ary ny trano fonenany amin’ny fanomezana azy mpiambina manokana mitam-basy.